| Teny iditra | fitiliana (tily) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fikendrena: Fitiliana ny vorona hotofirina Fanaraha-maso, fitarafana, fizahana taratra: Tandremo famisy tsy manao afa-tsy ny fitiliana izay rehetra ataonao Fitsikilovana, fijerena nefa tsy hita mba hanaovana tatitra na hanaovana tetika hamelezana: Misy antoko-miaramila tsy manao afa-tsy ny fitiliana ny fahavalo [1.1] | ||
| Visée [1.13] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|