|
|
|
|

Teny iditra fitohotra (tohotra)
Sokajin-teny anarana
 Fomba na toetran' ny zavatra mitohotra, izany hoe miampy ka mikambana mivaingana hatrany tahaka ny toho-tantely [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05