| Teny iditra | fitoky (toky) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fomba entina mitoky, miantehitra, manana fitokiana [1.1] | ||
| Teny iditra | fitoky (toky) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fomba entina mitoky na mamosavy, mamorika [1.1] | ||
| Teny iditra | fitoky | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Taimoro] Fikiakiana, horakoraka, feo, kiaka [1.78] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2009/05/15 |
|