| Teny iditra | fitomboana (tombo) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Faharorohana: Mampiaiky volana ny fitomboan' itỳ zaza itỳ; ny fitomboan' ny sain' itỳ zaza itỳ Fihalavana: Angaha tsy fantatrao ny fitomboan' ny andro amin' ny lohataona? Fihamaroana: Manao dingan-dava ny fitomboan' ny mponina amin' itỳ tanàn-dehibe itỳ Fisondrotana: Mampimenomenona ny vahoaka ny fitomboan' ny vidim-piainana [1.1] | |||||
| Accroissement, croissance [1.13] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Tovy hevitra | fitombo | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/24 |
|