|
|
|
|

Teny iditra fitondrahana (tondraka)
Sokajin-teny anarana
 Fihoaram-pefy: Mahalonaka ny tany manodidina ny fitondrahan' ity renirano ity
Fanaranam-po miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona: Teneno ny mpiandry ombinareo fa mahavoasazy ny fitondrahan' ny biby eny amin' ny volin' olona [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20