| Teny iditra | fitondraka (tondraka) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fomban' ny rano mitondraka na mihoa-pefy: Mahatsiravina ny fitondrak' itỳ rano itỳ Fomban' ny biby mitondraka, izany hoe manarampo miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona: Oadray izany fitondraky ny ombinareo eny an-tanimbolinay! [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|