|
|
|
|

Teny iditra fitonoana (tono)
Sokajin-teny anarana
 Fanamasahana zavatra, indrindra ny hena, amin' ny fanaovana azy eo ambony lelafo na ao anaty lavenona; fanatsatsihana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05