| Teny iditra | fitontohitra (tontohitra) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Toetran' ny zavatra mitontohitra, izany hoe mitohy misesy tsy mitsahatra, mifandimby tsy an-kijanona: Ny fitontohitry ny fahoriana no nahatonga ny Ntaolo hanao ilay ohatra hoe: Sorona afon' ikala adalo, ka ny aloha tsy lany, ny aoriana asesika ihany [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|