|
|
|
|

Teny iditra fitosahana (tosaka)
Sokajin-teny anarana
 Fitobahana betsaka indray mandeha; fahavakiana: Tsy hita holazaina ny fitosahan' ny voankazo eo an-tsena ankehitriny izao [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20