| Teny iditra | fitosiana (tosy) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fihetsehana miangolangola mba hanehoam-pitiavana na hierenampitia amin' ny olona ifampiresahana: Endre izany fitosian' i Bao kely amin-dreniny raha misy zavatra angatahiny [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|