| Teny iditra | fitotototoana (totototo) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fivezivezena manao dia maika manketsy mankeroa nefa tsy misy vokany toy inona: Mampangoraka ny mijery ny fitotototoan' io vehivavy marary anaka io [1.1] | ||
| Tovy hevitra | fitotototo | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|