|
|
|
|

Teny iditra fitrangana (tranga)
Sokajin-teny anarana
 Fisehoana lany, izany hoe ilany fotsiny aloha no hita: Tsy misy mahafinaritra ohatra ny fitrangan' ny volana avy ao anaty ranomasina
Fisehoana tampoka: Ny fitrangandRabe teo ampovoan' ny sakafono nanapa-kota anay
Fisehoan-javatra voalohany, fiandohana: Tantarao ny fitrangan' ny rotaka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05