|
|
|
|

Teny iditra fitranitrany (tranitrany)
Sokajin-teny anarana
 Toetran' ny zavatra mitranitrany, izany hoe mitringitringy maranitra: Mahonena ny mijery ny fitranitranin' ny taolan-tehezan' itỳ zaza tsy mahita hanin-kohanina itỳ [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05