|
|
|
|

Teny iditra fitrongy (trongy)
Sokajin-teny anarana
 Fomban' ny biby na ny zavatra entina mitrongy, izany hoe mihady na mihoha ny tany amin' ny vava (kisoa), tandroka (omby), angadinomby na fitaovana toy ny bilidaozera... [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05