|
|
|
|

Teny iditra fitsabaka (tsabaka)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Fomba entina mitsabaka, izany hoe mangarona amin' ny tanana, na miditra amin' ny toerana iray, na miditriditra amin' ny raharahan' ny sasany
Azo tsabahina: Tsy fitsabaka, rankizy, ny hanina na ny rano sotroina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20