|
|
|
|

Teny iditra fitsaikonana (tsaikona)
Sokajin-teny anarana
 Famindran' ny soavaly mandeha haingana tsy manipy tanana; fanaovana hazakaza-madinika: Raha tsy tianao ny firiotran' ny soavaly, baikoy hanao fitsaikonana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05