|
|
|
|

Teny iditra fitsamontsamona (tsamontsamona)
Sokajin-teny anarana
 Fomba na toetran' ny olona mitsamontsamona, izany hoe manapoapoaka sy mampitsefotsefotra ny molotra rehefa mihinana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05