| Teny iditra | fitsarapahana (tsarapaka) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fianjerana na fibolisàrana tampoka tsy nampoizina ao anaty lavaka na rano na fandrika: Tapaka ny tongony tamin' ny fitsarapahany tao anaty lavaka ilay izy nody alina indray mandeha avy niandry faty [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|