|
|
|
|

Teny iditra fitsarapaka (tsarapaka)
Sokajin-teny anarana
 Toetran' ny olona mitsarapaka, izany hoe mianjera na mibolisatra tampoka ao anaty lavaka na fandrika [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05