|
|
|
|

Teny iditra fitselahana (tselaka)
Sokajin-teny anarana
 Firehetana, famirapiratana, fanjelanjelarana, fitselarana: Ny fitselahan' ny hazavana avy amin' ny vatoafo ao anatin' ny haizina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05