|
|
|
|

Teny iditra fitsihana (tsika)
Sokajin-teny anarana
 Fivoahan' ny rano tsikelikely avy amin-javatra iray: Ny fitsihan' ny rano avy amin' ity vatolampy ity no mahatonga ny tranonareo ho mando lava [1.1]
 Fandalovan'ny ranoka tsikelikely amin'ny hiriky ny zaka iray [1.13]
 Fuite, infiltration [1.13]
Tovy hevitra fitsika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20