|
|
|
|

Teny iditra fitsikarohana (tsikaroka)
Sokajin-teny anarana
 Fihohazana, fihadianalavaka amin' ny tongotra aman-tanana: Ny fitsikarohan' ny akohonareo no nanimba ny tokotaninay
Fanetsehana ny tongotra na ny tanana ao anaty rano: Loza izay fitsikarohany izay tamin' ny lomano fa tsy mbola nahazo voalohany ihany izy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23