|
|
|
|

Teny iditra fitsikoinkoinana (tsikoinkoina)
Sokajin-teny anarana
 Fimoimoizana, fitaraindrainana, fikoinkoinana: Tonga hatrany an-tampony ny fitsikoinkoinan' ny mpianatra kilasimandry ratsy sakafo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20