|
|
|
|

Teny iditra fitsilanesana (tsilany)
Sokajin-teny anarana
 Fandriana ka ny lamosina no atao ambany, izany hoe ny maso miandrandra ambony: Ny filanesana no fomba fandriana ahazoana aina tsara indrindra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05