|
|
|
|

Teny iditra fitsimbinana (tsimbina)
Sokajin-teny anarana
 Fitandremana, fikarakarana tsara, fiahiana: Ny fitsimbinana ny kamboty
Fanaovana izay tsy hahasimba na hahakely, fitandrovana: Ho fitsimbinana ny voninahitrao no nanaovako izao
Fanampiana, fanasoavana, na fiantrana: Ataovy itỳ ho fitsimbinana ny mahantra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05