| Teny iditra | fitsindrantsindranana (tsindrantsindrana) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fikorontànan' ny volo fa misy mitsangantsangana na mitsingatotra Fipelipelehan' ny zazavavy tsy mahapetraka fa manketsy mankeroa noho ny tsy fahamaotinana [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|