|
|
|
|

Teny iditra fitsingatorana (tsingatotra)
Sokajin-teny anarana
 Fahapotrahana manan-toetra manokana ka miainga ny ilany vao mianjera; fahalavoana mitsingadina mankany andamosina ny fidabony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05