| Teny iditra | fitsorana (tsotra) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fandriana miampatra tsy mivonkina: Ny fitsoran' ilay bibilava teo afovoan' ny arabe Fitenenana milaza ny marina tsy misy afinafenina: Ny fitsorana matetika diamety hahamaivana ny sazy [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|