|
|
|
|

Teny iditra fitsoriahana (tsoriaka)
Sokajin-teny anarana
 Fikorianana: Mahafinaritra ny mijery ny fitsoriahan' ny rano eo amin' ny elatry ny vorombazaha
Firiotra, fimaonana: Ohatra ny bisikilety ny fitsoriahan' Ikoto
Fandosirana manao tsoa-pe: Ny fitsoriahan' ny mpangalatra tany ambadiky ny trano [1.1]
Tovy hevitra fitsoriaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05