|
|
|
|

Teny iditra fitsotaka (tsotaka)
Sokajin-teny anarana
 Toetran' ny zavatra mitsotaka, izany hoe miditra ao anaty rano na anaty fotaka: Ny fitsotaky ny tongotra milentika ao anaty fotaka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05