|
|
|
|

Teny iditra fivadiana (vady)
Sokajin-teny anarana
 Firaisana, fiaraha-miaina toy ny mpivady
Fiarahana: Tsy dia tsara ny fivadian' ny palitao mavokely sy ny pataloa maitso tanora [1.1]
 L’état de ceux qui sont mariés, le motif [1.3]
 Accouplement [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2019/09/16