| Teny iditra | fivalozana (valo) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fanenenana sy fangataham-pamelana fa nanao hadisoana Asa atao ho fanonerana ny ratsy natao [1.1] | ||
| A change of sentiment; regret, repentance [1.7] | ||
| Repentir, pénitence [1.3, 1.8] | ||
| Action de demander pardon [1.3] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | Ary rehefa vita izany fivalozana izany, dia amafazana miakatra ny taoka, sy anidinana kely amin' ny tany, ary sotroin' ny olona ny sisa.
[2.857] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/27 |
|