| Teny iditra | fivarinana (varina) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fidinana mikorisa, fianierana arahim-pikodiadiavana: Fivarinana an-kady no nahazo andRabe raha tsy voatohan' ny vodihazo teo amoron-kady izy Fietrena voninahitra: Tana fivarinana mihitsy ny an-dRakoto nanambady olona ambony toetra toa iny [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|