|
|
|
|

Teny iditra fivaroraka (varoraka)
Sokajin-teny anarana
 Toetran' ny zavatra mivaroraka, izany hoe miketraka, miboraka sy mivaha, na ny olona kivy, very hevitra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05