| Teny iditra | fivarotana (varotra) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fanakalozana vola ny zavatra, fandrantoana, firantoana: Ilana fahaizana ny fivarotana fa tsy ataotaofoana akory Toerana anaovana varotra: Itsy andrefana itsy ny fivarotan' i dadatoa [1.1] | |||||
| The act of selling; a shop [1.7] | |||||
| Action de vendre, commerce; magasin de vente [1.8] | |||||
| Voambolana | |||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|