| Teny iditra | fively (vely) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fomba entina mively na mikapoka amin' ny kanonta Kanonta fandentehana fantaka, na fandraka, na fantsika [1.1] | ||
| Anything used to strike with. [1.2] | ||
| A hammer, a mallet [1.7] | ||
| Marteau, maillet [1.3, 1.8] | ||
| Tout instrument pour frapper [1.3] | ||
| Voambolana | ||
| Mpanahaka | famofoka ~ tantanana ~ tantanan-kazo | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/12/08 |
|