| Teny iditra | fivikivikiana (vikiviky) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Famindràna mailamailaka, fandehanana amim-paharisihana: Faly Ikoto fa nomen-dreniny vola, ka akory izany fivikivikiany nankany antsena [1.1] | ||
| Tovy hevitra | fivikiviky | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|