| Teny iditra | fivitranana (vitrana) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fizairana lamba roa ambainy ho iray: Lamba mafy ity; eo amin' ny fivitranany angaha izy no mety ho rovitra Firindrana: Irina ny fivitranan' ny fihavananareo [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|