|
|
|
|

Teny iditra fivoizana (voy)
Sokajin-teny anarana
 Fikapohana ny rano mba hampisosa ny lakana, ka kapohina miverina ny rano raha tiana handroso ny lakana ary kapohina mandroso kosa raha tiana hiverina ny lakana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20