|
|
|
|

Teny iditra fivorovoroana (vorovoro)
Sokajin-teny anarana
 Fikorontanana, fisafotofotoana, fisaritahana: Mahasosotra ny mijery itỳ fivorovoroan' ny akanjonao [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20