| Teny iditra | fizihirana (zihitra) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fibontsinana: Ny fizihiran' ny kibony no niantsoanay dokotera Fahatezerana: Tsy hadinoko ny fizihirany tamiko herinandro Fihenahenana tsy miteny: Tsy nisy ratsy nataony akory fa ny fizihirony no nahasosotra ahy [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|