| Teny iditra | foaraka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Omby novonoina ho sorona mba tsy hisian' ny loza intsony aorian' ny fandevenana ny maty [1.1] | ||
| The beef used in the ceremony of the afana. [1.2] | ||
| Teny iditra | foaraka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Sihanaka] Zavatra simbana na mpombaina ny maty, babo [1.78] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06 |
|