|
|
|
|

Teny iditra fofombadiko
Sokajin-teny anarana fofombady sy mpisolo
 My fiancee [3.1]
 Ma fiancée [3.1]
Ohatra 
1Izaho koa izany mba efa te-haita sahady an' i Bola fofombadiko, hoy izy. [2.471]
2Mendrika ilay fofombadiko any Antananarivo aho. [2.499]

Teny iditra Fofombadiko
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Mpanoratra Andriamalala Emilson Daniel
Mpanonta printy 1954.
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17