| Teny iditra | foibe | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | foitra, be | |
| Toerana afovoany ihaonan' ny tsipika rehetra amin' ny fanorona Toerana lehibe indrindra fikarakarana zavatra na raharaha iray: Foibem-pitaizana ny zaza marenina sy jamba [1.1] | ||
| Headquarters; a hub [1.7] | ||
| Quartier général, centre; moyeu [1.8] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18 |
|