| Teny iditra | folahina (folaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Tapahina fa tsy tangarana: Nofolahiny ny rotsakazo Ampanekena, atao izay hahendry azy: Folahony ombinareo. / Tsy azony nofolahina mihitsy ilay zanany Asampin ka aforitra: Folaho ny lambanao [1.1] | |||||||||
| Qu’on brise en angle, qu'on plie, qu'on replie, qu’on retrousse, qu'on dompte, qu’on corrige [1.3] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|