|
|
|
|

Teny iditra folaka andry niankinana
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny folaka, andry, iankinana
 Enti-milaza olona izay maty ny nikarakara azy na nianteherany, ny nanohana azy [1.1]
Tovy hevitra toro vato nandiavana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11