|
|
|
|

Teny iditra fona
Sokajin-teny anarana
 Fialan' ny nifin' ny ankizy hisolo ny tena maharitra [1.1]
 Mue des dents, perte des dents de lait [1.3]

Teny iditra fona
Sokajin-teny Tsy lazaina
 Fivalozana, fibabohana, fangatahana famelan-keloka [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra fona
Sokajin-teny anarana
 Karazam-boromailala, manopy manga ny volontratrany sy ny elany, fa ny volombodiny kosa mena an-titra somary volomparasy nahatonga ny anaran-kazo mitovy volo aminy hoe volombodimpona [1.1]
 A bird with a black body and red tail feathers. [1.2]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08