| Teny iditra | fonitra | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Fohy fa matanjaka, matombina (ny sampanteny avy aminy: Fonetana no fampiasa kokoa). [1.1] | ||
| Ilazana zavatra fohy fa matanjaka [2.313] | ||
| Hard; a short and stout person, animal, or bird. [1.2] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | fonitra | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| [Bara] Tapitra, lany [1.78] | ||
| Teny iditra | fonitra | |
| Sokajin-teny | tambinteny | |
| Exceedingly [1.2] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/07/22 |
|