| Teny iditra | fonosana (fono) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fono, zavatra entina mamono, manodidina, manarona: Manify loatra ny fonosan' ity entana ity Zavatra ao anatin' io fonony io: Nitondrany fonosan-tsira antsasa-kilao aho [1.1] | |||||
| A wrapper, a cover for a book, etc. [1.2] | |||||
| A package, a bale [1.7] | |||||
| Paquet, balle [1.8] | |||||
| Enrobage [1.13] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12 |
|