| Teny iditra | fontsiña | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tanala] Ravinala: Rano ampontsiña, ka madio manañ'olitra (rano an-dravinala (anatiny) ka madio ihany fa misy olitra) [1.78] | ||
| Anarana ilazana ny ravinala rehefa antitrantitra [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Tsipelina hafa | fontsy | |
| Nohavaozina tamin' ny 2012/12/06 |
|